Kolontsaina ao Okraina

Ny katedraly Mb Sôfia ao Kiev

Ny kolontsaina ao Okraina dia fitambaran' ny soatoavina ara-materialy sy ara-panahin' ny vahoaka okrainiana izay niforona nandritra ny tantaran' i Okraina. Izy io dia mifamatotra akaiky amin' ny fandalinana momba ny foko okrainiana sy ny tantaran' ny Okrainiana izay mifantoka amin' ny tantaran' i Kyiv na Kiev sy ny faritra manodidina azy. Ny kolontsaina okrainiana dia avy amin' ny Rosin' i Kiev taloha sy ny Prinsipaotean' i Galicia-Volhynia, izay heverin' ny Okrainiana ho razambeny ara-tantara. Ny fomba amam-panao okrainiana dia iharan' ny kristianisma ôrtôdôksa sy ny fomban-drazana avy amin' ny fedrà slava.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy